وه‌رگێڕانی ماناكانی قورئانی پیرۆز - الترجمة المالاغاشية - مركز رواد الترجمة

external-link copy
22 : 4

وَلَا تَنكِحُواْ مَا نَكَحَ ءَابَآؤُكُم مِّنَ ٱلنِّسَآءِ إِلَّا مَا قَدۡ سَلَفَۚ إِنَّهُۥ كَانَ فَٰحِشَةٗ وَمَقۡتٗا وَسَآءَ سَبِيلًا

Ary Ianareo aza manambady izay efa novadin’ny rainareo, amin’ireo vehivavy, afa-tsy izay efa vita tany aloha. Marina fa izany dia tena asa vetaveta sy maharikoriko, ary fitondran-tena ratsy tokoa izany ! info
التفاسير: