وه‌رگێڕانی ماناكانی قورئانی پیرۆز - الترجمة المالاغاشية - مركز رواد الترجمة

external-link copy
86 : 2

أُوْلَٰٓئِكَ ٱلَّذِينَ ٱشۡتَرَوُاْ ٱلۡحَيَوٰةَ ٱلدُّنۡيَا بِٱلۡأٓخِرَةِۖ فَلَا يُخَفَّفُ عَنۡهُمُ ٱلۡعَذَابُ وَلَا هُمۡ يُنصَرُونَ

Izy ireo no sahy nividy ny fiainana eto an-tany amin’ny fiainana any an-koatra. Ka tsy hisy fanalefahan-tsazy ho azy ireo. Ary tsy misy famonjena ihany koa. info
التفاسير: