وه‌رگێڕانی ماناكانی قورئانی پیرۆز - الترجمة المالاغاشية - مركز رواد الترجمة

external-link copy
167 : 2

وَقَالَ ٱلَّذِينَ ٱتَّبَعُواْ لَوۡ أَنَّ لَنَا كَرَّةٗ فَنَتَبَرَّأَ مِنۡهُمۡ كَمَا تَبَرَّءُواْ مِنَّاۗ كَذَٰلِكَ يُرِيهِمُ ٱللَّهُ أَعۡمَٰلَهُمۡ حَسَرَٰتٍ عَلَيۡهِمۡۖ وَمَا هُم بِخَٰرِجِينَ مِنَ ٱلنَّارِ

Ka hilaza ireo izay notarihina hoe : “Raha nanana fotoana fohy monja niverenana tany ambonin’ny tany izahay, dia mba nihataka lavitra azy ireo tahaka izao ihatahany anay izao ihany koa”. Toy izany no hanehoan’Allah azy ireny ny asany; fanenenana mafy no mihatra aminy; ary izy ireo dia tsy hivoaka ny Afobe intsony. info
التفاسير: