وه‌رگێڕانی ماناكانی قورئانی پیرۆز - الترجمة المالاغاشية - مركز رواد الترجمة

external-link copy
125 : 2

وَإِذۡ جَعَلۡنَا ٱلۡبَيۡتَ مَثَابَةٗ لِّلنَّاسِ وَأَمۡنٗا وَٱتَّخِذُواْ مِن مَّقَامِ إِبۡرَٰهِـۧمَ مُصَلّٗىۖ وَعَهِدۡنَآ إِلَىٰٓ إِبۡرَٰهِـۧمَ وَإِسۡمَٰعِيلَ أَن طَهِّرَا بَيۡتِيَ لِلطَّآئِفِينَ وَٱلۡعَٰكِفِينَ وَٱلرُّكَّعِ ٱلسُّجُودِ

Ary tsarovy raha nataonay ho toeram-pivahiniana ho an'ny zanak'olombelona ilay Trano (Ka'bah) ary ho toerana mandry fahalemana, ary (hoy Izahay hoe) raisonareo ho toerana fanaovana Soalat ny toerana nitsanganan'i Mpaminany Ibrahim (A.s) ary nomenay andraikitra i Mpaminany Ibrahim (A.s) sy Mpaminany Ismail (A.s) fa hoe : " Diovinareo ny Tranoko, ho an'ireo mpanao Twawaaf (1) sy I'tikaaf ary ho an'ireo mpiondrika sy mpiankohoka ". info
التفاسير: