وه‌رگێڕانی ماناكانی قورئانی پیرۆز - الترجمة المالاغاشية - مركز رواد الترجمة

Al-'adiyàt

external-link copy
1 : 100

وَٱلۡعَٰدِيَٰتِ ضَبۡحٗا

Mianiana Aho amin'ireo soavaly haingam-pandeha misefosefo. info
التفاسير:

external-link copy
2 : 100

فَٱلۡمُورِيَٰتِ قَدۡحٗا

Ary mamoaka pitik'afo avy amin'ny fidoboky ny kitrony. info
التفاسير:

external-link copy
3 : 100

فَٱلۡمُغِيرَٰتِ صُبۡحٗا

Manafika tampoka amin'ny andro vao maraina. info
التفاسير:

external-link copy
4 : 100

فَأَثَرۡنَ بِهِۦ نَقۡعٗا

Sy mampitora-jofo ny vovoka. info
التفاسير:

external-link copy
5 : 100

فَوَسَطۡنَ بِهِۦ جَمۡعًا

ary miditra eo afovoan'ny fahavalon'izy ireo. info
التفاسير:

external-link copy
6 : 100

إِنَّ ٱلۡإِنسَٰنَ لِرَبِّهِۦ لَكَنُودٞ

Tena marina, ny olombelona dia mpaniratsira ny Tompony. info
التفاسير:

external-link copy
7 : 100

وَإِنَّهُۥ عَلَىٰ ذَٰلِكَ لَشَهِيدٞ

Kanefa izy dia tena vavolombelona tokoa ny amin'izany. info
التفاسير:

external-link copy
8 : 100

وَإِنَّهُۥ لِحُبِّ ٱلۡخَيۡرِ لَشَدِيدٌ

Ary fatra-pitia mafy ihany koa ny harena. info
التفاسير:

external-link copy
9 : 100

۞ أَفَلَا يَعۡلَمُ إِذَا بُعۡثِرَ مَا فِي ٱلۡقُبُورِ

Moa va tsy ho fantany rehefa hifokatra ireo izay ao am-pasana. info
التفاسير:

external-link copy
10 : 100

وَحُصِّلَ مَا فِي ٱلصُّدُورِ

Ary haseho miharihary izay rehetra nokobonin'ny fo. info
التفاسير:

external-link copy
11 : 100

إِنَّ رَبَّهُم بِهِمۡ يَوۡمَئِذٖ لَّخَبِيرُۢ

Tena marina; ny Tompon'izy ireo amin'izany andro izany dia Mahalala tsara ny momba azy ireo. info
التفاسير: