ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

លេខ​ទំព័រ:close

external-link copy
52 : 42

وَكَذَٰلِكَ أَوۡحَيۡنَآ إِلَيۡكَ رُوحٗا مِّنۡ أَمۡرِنَاۚ مَا كُنتَ تَدۡرِي مَا ٱلۡكِتَٰبُ وَلَا ٱلۡإِيمَٰنُ وَلَٰكِن جَعَلۡنَٰهُ نُورٗا نَّهۡدِي بِهِۦ مَن نَّشَآءُ مِنۡ عِبَادِنَاۚ وَإِنَّكَ لَتَهۡدِيٓ إِلَىٰ صِرَٰطٖ مُّسۡتَقِيمٖ

Ary toy izany no nanambaranay taminao ny fanahy (Koroany) avy amin’ny alalan’ny baiko avy Aminay. Tsy nanana fahalalana ny amin’ny Boky sy ny finoana ianao saingy nataonay fahazavana hitarihanay izay tianay amin’ireo mpanomponay izany. Ary hamafisina, fa mitari-dalana ho amin’ny lalana mahitsy ianao, info
التفاسير:

external-link copy
53 : 42

صِرَٰطِ ٱللَّهِ ٱلَّذِي لَهُۥ مَا فِي ٱلسَّمَٰوَٰتِ وَمَا فِي ٱلۡأَرۡضِۗ أَلَآ إِلَى ٱللَّهِ تَصِيرُ ٱلۡأُمُورُ

Ny lalan’I Allah, ilay Tompon’izay any an-danitra sy ety an-tany. Eny ! ho any amin’I Allah avokoa no hiafaran’ny zavatra rehetra. info
التفاسير: