ការបកប្រែអត្ថន័យគួរអាន - ការបកប្រែជាភាសាម៉ាឡាហ្គាស៊ី - មជ្ឈមណ្ឌលបកប្រែរ៉ូវ៉ាទ

លេខ​ទំព័រ:close

external-link copy
91 : 15

ٱلَّذِينَ جَعَلُواْ ٱلۡقُرۡءَانَ عِضِينَ

Ireo izay nanao ny Koroany ho singasingany maro (mikorontana mba hampisy ny fisalasalana). info
التفاسير:

external-link copy
92 : 15

فَوَرَبِّكَ لَنَسۡـَٔلَنَّهُمۡ أَجۡمَعِينَ

Ary mianiana amin’ny Tomponao ! Fa Izahay dia tena hanontany azy rehetra info
التفاسير:

external-link copy
93 : 15

عَمَّا كَانُواْ يَعۡمَلُونَ

Amin’izay nataon’izy ireo. info
التفاسير:

external-link copy
94 : 15

فَٱصۡدَعۡ بِمَا تُؤۡمَرُ وَأَعۡرِضۡ عَنِ ٱلۡمُشۡرِكِينَ

Asehoy ankarihary izay nandidiana Anao. Ary miataha amin’ireo mpanompo sampy (manana Zanahary maro) Ianao. info
التفاسير:

external-link copy
95 : 15

إِنَّا كَفَيۡنَٰكَ ٱلۡمُسۡتَهۡزِءِينَ

Marina fa Izahay dia hiaro Anao tanteraka amin’ireo mpaneso. info
التفاسير:

external-link copy
96 : 15

ٱلَّذِينَ يَجۡعَلُونَ مَعَ ٱللَّهِ إِلَٰهًا ءَاخَرَۚ فَسَوۡفَ يَعۡلَمُونَ

Ireo izay mampisy Zanahary hafa miaraka amin’i Allah. Tsy ho ela dia ahafantatra izy ireo. info
التفاسير:

external-link copy
97 : 15

وَلَقَدۡ نَعۡلَمُ أَنَّكَ يَضِيقُ صَدۡرُكَ بِمَا يَقُولُونَ

Ary tena fantatray tsara fa mihatery ny tratranao (fonao) amin’izay tenenin’izy ireo. info
التفاسير:

external-link copy
98 : 15

فَسَبِّحۡ بِحَمۡدِ رَبِّكَ وَكُن مِّنَ ٱلسَّٰجِدِينَ

Ary derao sy ankalazao ny Tomponao, ary aoka Ianao ho anisan’ireo mpiankohoka. info
التفاسير:

external-link copy
99 : 15

وَٱعۡبُدۡ رَبَّكَ حَتَّىٰ يَأۡتِيَكَ ٱلۡيَقِينُ

Ary tompoy ny Tomponao mandra-pahatongan’ny fItokisana (fahafatesana) eo Aminao. info
التفاسير: