クルアーンの対訳 - マダガスカル語対訳 - ルゥワード翻訳事業センター

external-link copy
83 : 9

فَإِن رَّجَعَكَ ٱللَّهُ إِلَىٰ طَآئِفَةٖ مِّنۡهُمۡ فَٱسۡتَـٔۡذَنُوكَ لِلۡخُرُوجِ فَقُل لَّن تَخۡرُجُواْ مَعِيَ أَبَدٗا وَلَن تُقَٰتِلُواْ مَعِيَ عَدُوًّاۖ إِنَّكُمۡ رَضِيتُم بِٱلۡقُعُودِ أَوَّلَ مَرَّةٖ فَٱقۡعُدُواْ مَعَ ٱلۡخَٰلِفِينَ

Raha averin’i Allah amin’ny andiana iray amin’izy ireo Ianao, ka mangataka alalana hivoaka miaraka Aminao hiatrika ny ady izy ireo, dia teneno hoe : " Tsy hivoaka velively miaraka Amiko Ianareo, ary tsy hiatrika ady miaraka Amiko intsony Ianareo satria Ianareo nankasitraka ny fijanonana tany Aminareo tany am-boalohany; noho izany dia mijanonà Ianareo miaraka amin’ireo mpijanona any aoriana. info
التفاسير: