クルアーンの対訳 - マダガスカル語対訳 - ルゥワード翻訳事業センター

external-link copy
28 : 7

وَإِذَا فَعَلُواْ فَٰحِشَةٗ قَالُواْ وَجَدۡنَا عَلَيۡهَآ ءَابَآءَنَا وَٱللَّهُ أَمَرَنَا بِهَاۗ قُلۡ إِنَّ ٱللَّهَ لَا يَأۡمُرُ بِٱلۡفَحۡشَآءِۖ أَتَقُولُونَ عَلَى ٱللَّهِ مَا لَا تَعۡلَمُونَ

Ary raha manao asa vetaveta izy ireo dia niteny hoe : “Izahay dia nahita ireo razambenay tamin’izany ary i Allah no nandidy izany taminay”. Teneno hoe : “Allah dia tsy mandidy amin'ny fahavetavetana. Miteny mahakasik’i Allah amin’izay tsy fantatrareo ve ianareo?” info
التفاسير: