クルアーンの対訳 - マダガスカル語対訳 - ルゥワード翻訳事業センター

external-link copy
145 : 7

وَكَتَبۡنَا لَهُۥ فِي ٱلۡأَلۡوَاحِ مِن كُلِّ شَيۡءٖ مَّوۡعِظَةٗ وَتَفۡصِيلٗا لِّكُلِّ شَيۡءٖ فَخُذۡهَا بِقُوَّةٖ وَأۡمُرۡ قَوۡمَكَ يَأۡخُذُواْ بِأَحۡسَنِهَاۚ سَأُوْرِيكُمۡ دَارَ ٱلۡفَٰسِقِينَ

Ary nosoratanay ho Azy, tamin’ny takela-bato, ny fananarana mikasika ny zava-drehetra sy ny fanazavana amin’ny antsipiriany. Raiso izany ary tazony mafy, ka didio ny vahoakanao handray izany amin’ny tsara indrindra. Tsy ho ela dia hasehoko anareo ny fonenan’ireo mpanao asa ratsy. info
التفاسير: