クルアーンの対訳 - マダガスカル語対訳 - ルゥワード翻訳事業センター

external-link copy
144 : 7

قَالَ يَٰمُوسَىٰٓ إِنِّي ٱصۡطَفَيۡتُكَ عَلَى ٱلنَّاسِ بِرِسَٰلَٰتِي وَبِكَلَٰمِي فَخُذۡ مَآ ءَاتَيۡتُكَ وَكُن مِّنَ ٱلشَّٰكِرِينَ

Ary niteny Izy (Allah) : “Ry Mosesy ! Tena nisafidy anao Aho tamin’ireo olombelona mba hitondra ny hafatro sy ny teniko. Koa raiso izay omeko anao, ary aoka ianao ho anisan’ireo mpankasitraka. info
التفاسير: