クルアーンの対訳 - マダガスカル語対訳 - ルゥワード翻訳事業センター

external-link copy
143 : 7

وَلَمَّا جَآءَ مُوسَىٰ لِمِيقَٰتِنَا وَكَلَّمَهُۥ رَبُّهُۥ قَالَ رَبِّ أَرِنِيٓ أَنظُرۡ إِلَيۡكَۚ قَالَ لَن تَرَىٰنِي وَلَٰكِنِ ٱنظُرۡ إِلَى ٱلۡجَبَلِ فَإِنِ ٱسۡتَقَرَّ مَكَانَهُۥ فَسَوۡفَ تَرَىٰنِيۚ فَلَمَّا تَجَلَّىٰ رَبُّهُۥ لِلۡجَبَلِ جَعَلَهُۥ دَكّٗا وَخَرَّ مُوسَىٰ صَعِقٗاۚ فَلَمَّآ أَفَاقَ قَالَ سُبۡحَٰنَكَ تُبۡتُ إِلَيۡكَ وَأَنَا۠ أَوَّلُ ٱلۡمُؤۡمِنِينَ

Nony tonga tamin’ny toerana nanaovanay ny fihaonana i Mosesy, dia niresaka taminy ny Tompony, ary niteny izy hoe : “Tompoko, misehoa amiko Ianao mba ho itako!” Dia niteny Izy hoe : “Tsy hahita Ahy velively ianao, fa jereo kosa irý tendrombohitra irý raha mbola miorina eo amin’ny toerany, dia hahita Ahy ianao”. Rehefa niseho tamin’ny tendrombohitra ny Tompony dia nataony potipotika izany, ary nianjera i Mosesy sady torana. Rehefa nahatsiaro tena izy dia niteny hoe : “Voninahitra anie ho Anao, mibebaka Aminao aho, ary izaho no voalohany amin’ireo olona mpino”. info
التفاسير: