クルアーンの対訳 - マダガスカル語対訳 - ルゥワード翻訳事業センター

external-link copy
142 : 7

۞ وَوَٰعَدۡنَا مُوسَىٰ ثَلَٰثِينَ لَيۡلَةٗ وَأَتۡمَمۡنَٰهَا بِعَشۡرٖ فَتَمَّ مِيقَٰتُ رَبِّهِۦٓ أَرۡبَعِينَ لَيۡلَةٗۚ وَقَالَ مُوسَىٰ لِأَخِيهِ هَٰرُونَ ٱخۡلُفۡنِي فِي قَوۡمِي وَأَصۡلِحۡ وَلَا تَتَّبِعۡ سَبِيلَ ٱلۡمُفۡسِدِينَ

Ary nampanantenanay fihaonana telopolo alina i Mosesy ary nampianay folo izany ka feno efapolo alina ny fihaonana tamin’ny Tompony. Niteny i Mosesy tamin’i Harona rahalahiny hoe : “Soloy aho eo anatrehan’ireo vahoakako, ary manaova ny tsara fa aza manaraka ny làlan’ireo mpanao ny fanimbana”. info
التفاسير: