クルアーンの対訳 - マダガスカル語対訳 - ルゥワード翻訳事業センター

external-link copy
97 : 5

۞ جَعَلَ ٱللَّهُ ٱلۡكَعۡبَةَ ٱلۡبَيۡتَ ٱلۡحَرَامَ قِيَٰمٗا لِّلنَّاسِ وَٱلشَّهۡرَ ٱلۡحَرَامَ وَٱلۡهَدۡيَ وَٱلۡقَلَٰٓئِدَۚ ذَٰلِكَ لِتَعۡلَمُوٓاْ أَنَّ ٱللَّهَ يَعۡلَمُ مَا فِي ٱلسَّمَٰوَٰتِ وَمَا فِي ٱلۡأَرۡضِ وَأَنَّ ٱللَّهَ بِكُلِّ شَيۡءٍ عَلِيمٌ

Nataon’I Allah ny Ka’aba, ilay trano masina ho fitsanganan’ny olona , ny volana masina sy ireo atao fanatitra ary ny haingo famantarana . Izany dia mba ahafantaranareo fa I Allah dia Mahalala izay rehetra any amin’ireo lanitra sy ny ety an-tany, ary Allah dia Mahafantatra ny zava-drehetra. info
التفاسير: