クルアーンの対訳 - マダガスカル語対訳 - ルゥワード翻訳事業センター

external-link copy
84 : 5

وَمَا لَنَا لَا نُؤۡمِنُ بِٱللَّهِ وَمَا جَآءَنَا مِنَ ٱلۡحَقِّ وَنَطۡمَعُ أَن يُدۡخِلَنَا رَبُّنَا مَعَ ٱلۡقَوۡمِ ٱلصَّٰلِحِينَ

Ary ahoana izahay no tsy hino an’I Allah sy ny marina izay tonga aminay. Nefa izahay dia maniry ny mba hampidirin’ny Tomponay miaraka amin’ireo vahoaka mendrika? info
التفاسير: