クルアーンの対訳 - マダガスカル語対訳 - ルゥワード翻訳事業センター

external-link copy
79 : 5

كَانُواْ لَا يَتَنَاهَوۡنَ عَن مُّنكَرٖ فَعَلُوهُۚ لَبِئۡسَ مَا كَانُواْ يَفۡعَلُونَ

Tsy nifandràra tamin’ny fanaovana ireo aratsiana izay nataony izy ireo. Tena ratsy tokoa izany ny asa izay nataon’izy ireo! info
التفاسير: