クルアーンの対訳 - マダガスカル語対訳 - ルゥワード翻訳事業センター

external-link copy
40 : 5

أَلَمۡ تَعۡلَمۡ أَنَّ ٱللَّهَ لَهُۥ مُلۡكُ ٱلسَّمَٰوَٰتِ وَٱلۡأَرۡضِ يُعَذِّبُ مَن يَشَآءُ وَيَغۡفِرُ لِمَن يَشَآءُۗ وَٱللَّهُ عَلَىٰ كُلِّ شَيۡءٖ قَدِيرٞ

Moa ve tsy fantatrao fa an’I Allah ny fanjakana amin’ireo lanitra sy ny tany? Manasazy izay sitrany Izy ary mamela izay sitrany ihany koa. Ary I Allah dia Mahefa ny zava-drehetra. info
التفاسير: