クルアーンの対訳 - マダガスカル語対訳 - ルゥワード翻訳事業センター

external-link copy
25 : 5

قَالَ رَبِّ إِنِّي لَآ أَمۡلِكُ إِلَّا نَفۡسِي وَأَخِيۖ فَٱفۡرُقۡ بَيۡنَنَا وَبَيۡنَ ٱلۡقَوۡمِ ٱلۡفَٰسِقِينَ

Niteny Izy hoe: “Tompo o! Tsy manana fahefana aho afa-tsy amin’ny tenako sy amin’ny rahalahiko ihany. Ka saraho izahay amin’ireo vahoaka mpanao ratsy.” info
التفاسير: