クルアーンの対訳 - マダガスカル語対訳 - ルゥワード翻訳事業センター

external-link copy
11 : 42

فَاطِرُ ٱلسَّمَٰوَٰتِ وَٱلۡأَرۡضِۚ جَعَلَ لَكُم مِّنۡ أَنفُسِكُمۡ أَزۡوَٰجٗا وَمِنَ ٱلۡأَنۡعَٰمِ أَزۡوَٰجٗا يَذۡرَؤُكُمۡ فِيهِۚ لَيۡسَ كَمِثۡلِهِۦ شَيۡءٞۖ وَهُوَ ٱلسَّمِيعُ ٱلۡبَصِيرُ

Ilay Mpahary ny lanitra sy ny tany. NomeNy vady ianareo avy amin’ny tenanareo, ka avy amin’izany no ampitomboaNy anareo, ary nataoNy mpivady ihany koa ireo biby. Tsy misy mitovy Aminy, ary izy no ilay Mandre, Ilay Mahita ny zavatra rehetra. info
التفاسير: