クルアーンの対訳 - マダガスカル語対訳 - ルゥワード翻訳事業センター

external-link copy
44 : 40

فَسَتَذۡكُرُونَ مَآ أَقُولُ لَكُمۡۚ وَأُفَوِّضُ أَمۡرِيٓ إِلَى ٱللَّهِۚ إِنَّ ٱللَّهَ بَصِيرُۢ بِٱلۡعِبَادِ

Tsy ho ela dia ho tsaroanareo izay ambarako anareo, ary dia ankiniko amin’I Allah ny momba ahy. Fa mahita ireo mpanompony tokoa I Allah. info
التفاسير: