クルアーンの対訳 - マダガスカル語対訳 - ルゥワード翻訳事業センター

external-link copy
8 : 4

وَإِذَا حَضَرَ ٱلۡقِسۡمَةَ أُوْلُواْ ٱلۡقُرۡبَىٰ وَٱلۡيَتَٰمَىٰ وَٱلۡمَسَٰكِينُ فَٱرۡزُقُوهُم مِّنۡهُ وَقُولُواْ لَهُمۡ قَوۡلٗا مَّعۡرُوفٗا

Raha nanatrika fizarana lova ireo fianakaviana akaiky sy ireo kamboty ary ireo mahantra dia mba omeo kely amin'izany izy ireo, ary mba mitenena teny tsara amin'izy ireo. info
التفاسير: