クルアーンの対訳 - マダガスカル語対訳 - ルゥワード翻訳事業センター

external-link copy
31 : 34

وَقَالَ ٱلَّذِينَ كَفَرُواْ لَن نُّؤۡمِنَ بِهَٰذَا ٱلۡقُرۡءَانِ وَلَا بِٱلَّذِي بَيۡنَ يَدَيۡهِۗ وَلَوۡ تَرَىٰٓ إِذِ ٱلظَّٰلِمُونَ مَوۡقُوفُونَ عِندَ رَبِّهِمۡ يَرۡجِعُ بَعۡضُهُمۡ إِلَىٰ بَعۡضٍ ٱلۡقَوۡلَ يَقُولُ ٱلَّذِينَ ٱسۡتُضۡعِفُواْ لِلَّذِينَ ٱسۡتَكۡبَرُواْ لَوۡلَآ أَنتُمۡ لَكُنَّا مُؤۡمِنِينَ

Ary hoy ireo tsy mpino : “ Tsy hino io kor’any io velively izahay, na izay tonga teo alohany. ary raha hitanao ireo mpanao ny tsy rariny hitsangana eo anatrehan’ny Tompony, hifanome teny izy ireo ! ka hiteny amin’ireo mpirehareha ireo izay noheverina ho osa hoe : “ raha tsy teo ianareo, dia ho mpino izahay ”. info
التفاسير: