クルアーンの対訳 - マダガスカル語対訳 - ルゥワード翻訳事業センター

external-link copy
23 : 32

وَلَقَدۡ ءَاتَيۡنَا مُوسَى ٱلۡكِتَٰبَ فَلَا تَكُن فِي مِرۡيَةٖ مِّن لِّقَآئِهِۦۖ وَجَعَلۡنَٰهُ هُدٗى لِّبَنِيٓ إِسۡرَٰٓءِيلَ

Ary tena efa nomenay an’i Mosa ny Boky, koa aoka ianao tsy hanana fisalasalana amin’ny fihaonana aminy (Mosa), ary nataonay ho mpitari-dàlana ireo zanak’Israely izy. info
التفاسير: