クルアーンの対訳 - マダガスカル語対訳 - ルゥワード翻訳事業センター

external-link copy
26 : 25

ٱلۡمُلۡكُ يَوۡمَئِذٍ ٱلۡحَقُّ لِلرَّحۡمَٰنِۚ وَكَانَ يَوۡمًا عَلَى ٱلۡكَٰفِرِينَ عَسِيرٗا

Amin’izany andro izany, ny tena fanjakana marina dia an’Ilay be Fiantrana, ary tena ho andro sarotra ho an’ireo tsy mpino. info
التفاسير: