クルアーンの対訳 - マダガスカル語対訳 - ルゥワード翻訳事業センター

external-link copy
74 : 2

ثُمَّ قَسَتۡ قُلُوبُكُم مِّنۢ بَعۡدِ ذَٰلِكَ فَهِيَ كَٱلۡحِجَارَةِ أَوۡ أَشَدُّ قَسۡوَةٗۚ وَإِنَّ مِنَ ٱلۡحِجَارَةِ لَمَا يَتَفَجَّرُ مِنۡهُ ٱلۡأَنۡهَٰرُۚ وَإِنَّ مِنۡهَا لَمَا يَشَّقَّقُ فَيَخۡرُجُ مِنۡهُ ٱلۡمَآءُۚ وَإِنَّ مِنۡهَا لَمَا يَهۡبِطُ مِنۡ خَشۡيَةِ ٱللَّهِۗ وَمَا ٱللَّهُ بِغَٰفِلٍ عَمَّا تَعۡمَلُونَ

Avy eo dia lasa mafy ny fonareo taorian’izany, ka lasa nitovy amin'ny vato izany na mafy kokoa noho izany aza; satria misy amin'ireo vato no ipoiran'ireo renirano; ary misy amin'izy ireo no mitresaka ka ivoahan'ny rano; ary misy amin'izy ireo no mihotsaka noho ny fahatahorana an'i Allah. ary Allah dia tsy variana mihitsy manoloana izay ataonareo. info
التفاسير: