クルアーンの対訳 - マダガスカル語対訳 - ルゥワード翻訳事業センター

external-link copy
207 : 2

وَمِنَ ٱلنَّاسِ مَن يَشۡرِي نَفۡسَهُ ٱبۡتِغَآءَ مَرۡضَاتِ ٱللَّهِۚ وَٱللَّهُ رَءُوفُۢ بِٱلۡعِبَادِ

Ary misy amin’ny olombelona izay mahafoy ny tenany amin’ny fitadiavana ny fankasitrahan’i Allah. Ary Allah dia be fitsimbinana an'ireo mpanompony. info
التفاسير: