クルアーンの対訳 - マダガスカル語対訳 - ルゥワード翻訳事業センター

external-link copy
168 : 2

يَٰٓأَيُّهَا ٱلنَّاسُ كُلُواْ مِمَّا فِي ٱلۡأَرۡضِ حَلَٰلٗا طَيِّبٗا وَلَا تَتَّبِعُواْ خُطُوَٰتِ ٱلشَّيۡطَٰنِۚ إِنَّهُۥ لَكُمۡ عَدُوّٞ مُّبِينٌ

Ry olombelona! Mihinana ianareo amin’ireo izay fihinana (halal) sy ny tsara misy eny ambonin’ny tany, ary aoka ianareo mba tsy hanaraka ny famindran’i satana, fa fahavalonareo miharihary izy. info
التفاسير: