Traduzione dei Significati del Sacro Corano - Traduzione malgascia - Pioneer Translation Center (Ruwwad at-Tarjama)

Numero di pagina:close

external-link copy
10 : 92

فَسَنُيَسِّرُهُۥ لِلۡعُسۡرَىٰ

Dia ho amorako ho azy ireo ny lalana mankany amin'ny fahasarotana. info
التفاسير:

external-link copy
11 : 92

وَمَا يُغۡنِي عَنۡهُ مَالُهُۥٓ إِذَا تَرَدَّىٰٓ

Ary tsy hahavita na inona aminy ny hareny rehefa hatsipy ao anaty Afobe izy. info
التفاسير:

external-link copy
12 : 92

إِنَّ عَلَيۡنَا لَلۡهُدَىٰ

Tena adidinay tokoa ny fitarihana. info
التفاسير:

external-link copy
13 : 92

وَإِنَّ لَنَا لَلۡأٓخِرَةَ وَٱلۡأُولَىٰ

Anay tanteraka ny fiainana eto an-tany sy any ankoatra. info
التفاسير:

external-link copy
14 : 92

فَأَنذَرۡتُكُمۡ نَارٗا تَلَظَّىٰ

Noho izany dia efa nampitandremako ilay afo milelalela ianareo. info
التفاسير:

external-link copy
15 : 92

لَا يَصۡلَىٰهَآ إِلَّا ٱلۡأَشۡقَى

Ka tsy handoro afa-tsy ireo voahozona, info
التفاسير:

external-link copy
16 : 92

ٱلَّذِي كَذَّبَ وَتَوَلَّىٰ

Dia izay tsy nino sy nandà izany. info
التفاسير:

external-link copy
17 : 92

وَسَيُجَنَّبُهَا ٱلۡأَتۡقَى

Ary hanalavitra izany kosa ny be fahatahorana an'i Tompo Allah. info
التفاسير:

external-link copy
18 : 92

ٱلَّذِي يُؤۡتِي مَالَهُۥ يَتَزَكَّىٰ

Dia izay manome ny hareny mba hanadiovana ny fanahiny, info
التفاسير:

external-link copy
19 : 92

وَمَا لِأَحَدٍ عِندَهُۥ مِن نِّعۡمَةٖ تُجۡزَىٰٓ

Ary tsy misy na iza na iza eo anatrehany ka ahazo valim-pahasoavana. info
التفاسير:

external-link copy
20 : 92

إِلَّا ٱبۡتِغَآءَ وَجۡهِ رَبِّهِ ٱلۡأَعۡلَىٰ

Afa-tsy nohon'ny fikatsahana ny tavan'ny Tompony Avo indrindra irery ihany. info
التفاسير:

external-link copy
21 : 92

وَلَسَوۡفَ يَرۡضَىٰ

Eny ! Ho afa-po tsy ho ela izy. info
التفاسير: