Traduzione dei Significati del Sacro Corano - Traduzione malgascia - Pioneer Translation Center (Ruwwad at-Tarjama)

external-link copy
92 : 9

وَلَا عَلَى ٱلَّذِينَ إِذَا مَآ أَتَوۡكَ لِتَحۡمِلَهُمۡ قُلۡتَ لَآ أَجِدُ مَآ أَحۡمِلُكُمۡ عَلَيۡهِ تَوَلَّواْ وَّأَعۡيُنُهُمۡ تَفِيضُ مِنَ ٱلدَّمۡعِ حَزَنًا أَلَّا يَجِدُواْ مَا يُنفِقُونَ

Na ho an’ireo izay tonga nanantona Anao mba hitondranao azy ireo, ka hiteny Ianao manao hoe : " Tsy mahita izay hitondrako Anareo Aho ”. Niverina izy ireo no sady nanganohano ny mason’izy ireo, nalahelo izy ireo nohon'ny tsy fahitany izay hamatsiana tena. info
التفاسير: