Traduzione dei Significati del Sacro Corano - Traduzione malgascia - Pioneer Translation Center (Ruwwad at-Tarjama)

external-link copy
121 : 9

وَلَا يُنفِقُونَ نَفَقَةٗ صَغِيرَةٗ وَلَا كَبِيرَةٗ وَلَا يَقۡطَعُونَ وَادِيًا إِلَّا كُتِبَ لَهُمۡ لِيَجۡزِيَهُمُ ٱللَّهُ أَحۡسَنَ مَا كَانُواْ يَعۡمَلُونَ

Tsy hanao fandaniana mihitsy izy ireo, na kely na lehibe ary tsy hamakivaky lohasaha raha tsy efa voasoratra ho an’izy ireo izany, mba hanomezan’i Allah azy ireo valisoa mendrika indrindra amin’ireo asa nataony. info
التفاسير: