Traduzione dei Significati del Sacro Corano - Traduzione malgascia - Pioneer Translation Center (Ruwwad at-Tarjama)

external-link copy
33 : 8

وَمَا كَانَ ٱللَّهُ لِيُعَذِّبَهُمۡ وَأَنتَ فِيهِمۡۚ وَمَا كَانَ ٱللَّهُ مُعَذِّبَهُمۡ وَهُمۡ يَسۡتَغۡفِرُونَ

Ary Allah dia tsy hanasazy azy ireo velively raha mbola eo amin’izy ireo ianao ary tsy hanasazy azy ireo koa Allah raha mbola mangataka famelan-keloka izy ireo. info
التفاسير: