Traduzione dei Significati del Sacro Corano - Traduzione malgascia - Pioneer Translation Center (Ruwwad at-Tarjama)

external-link copy
30 : 8

وَإِذۡ يَمۡكُرُ بِكَ ٱلَّذِينَ كَفَرُواْ لِيُثۡبِتُوكَ أَوۡ يَقۡتُلُوكَ أَوۡ يُخۡرِجُوكَۚ وَيَمۡكُرُونَ وَيَمۡكُرُ ٱللَّهُۖ وَٱللَّهُ خَيۡرُ ٱلۡمَٰكِرِينَ

Ary tsarovinao raha niteti-dratsy anao ireo tsy mpino, ka hisambotra anao na hamono anao mihitsy aza, na handroaka anao. Dia niray tetika daholo izy rehetra, nefa noravan’Allah ny tetik’izy ireo, fa avo fitetika indrindra Allah. info
التفاسير: