Traduzione dei Significati del Sacro Corano - Traduzione malgascia - Pioneer Translation Center (Ruwwad at-Tarjama)

external-link copy
8 : 63

يَقُولُونَ لَئِن رَّجَعۡنَآ إِلَى ٱلۡمَدِينَةِ لَيُخۡرِجَنَّ ٱلۡأَعَزُّ مِنۡهَا ٱلۡأَذَلَّۚ وَلِلَّهِ ٱلۡعِزَّةُ وَلِرَسُولِهِۦ وَلِلۡمُؤۡمِنِينَ وَلَٰكِنَّ ٱلۡمُنَٰفِقِينَ لَا يَعۡلَمُونَ

Hoy izy ireo : raha miverina any Madina izahay dia tsy maintsy havoakan’izay matanjaka avy ao izay osa. Kanefa an’Allah sy ny Irany, ary ireo mpino ny hery fa saingy tsy fantatr’ireo mpihatsaravelatsihy izany. info
التفاسير: