Traduzione dei Significati del Sacro Corano - Traduzione malgascia - Pioneer Translation Center (Ruwwad at-Tarjama)

external-link copy
3 : 60

لَن تَنفَعَكُمۡ أَرۡحَامُكُمۡ وَلَآ أَوۡلَٰدُكُمۡۚ يَوۡمَ ٱلۡقِيَٰمَةِ يَفۡصِلُ بَيۡنَكُمۡۚ وَٱللَّهُ بِمَا تَعۡمَلُونَ بَصِيرٞ

Tsy misy ilanareo ny mpiray tampo aminareo, na ny zanakareo amin’ny andro fitsanganana. Izy no manapa-kevitra ny aminareo, ary Allah dia mahita izay rehetra ataonareo. info
التفاسير: