Traduzione dei Significati del Sacro Corano - Traduzione malgascia - Pioneer Translation Center (Ruwwad at-Tarjama)

external-link copy
62 : 4

فَكَيۡفَ إِذَآ أَصَٰبَتۡهُم مُّصِيبَةُۢ بِمَا قَدَّمَتۡ أَيۡدِيهِمۡ ثُمَّ جَآءُوكَ يَحۡلِفُونَ بِٱللَّهِ إِنۡ أَرَدۡنَآ إِلَّآ إِحۡسَٰنٗا وَتَوۡفِيقًا

Ka ahoana raha misy fahoriana manjo azy ireo noho izay nataon’ny tanan’izy ireo, avy eo ho tonga aminao izy ireo, hianiana amin’i Allah manao hoe : “Tsy mitady afa-tsy ny tsara sy ny hifanarahana izahay”. info
التفاسير: