Traduzione dei Significati del Sacro Corano - Traduzione malgascia - Pioneer Translation Center (Ruwwad at-Tarjama)

external-link copy
54 : 4

أَمۡ يَحۡسُدُونَ ٱلنَّاسَ عَلَىٰ مَآ ءَاتَىٰهُمُ ٱللَّهُ مِن فَضۡلِهِۦۖ فَقَدۡ ءَاتَيۡنَآ ءَالَ إِبۡرَٰهِيمَ ٱلۡكِتَٰبَ وَٱلۡحِكۡمَةَ وَءَاتَيۡنَٰهُم مُّلۡكًا عَظِيمٗا

Moa ve izy ireo dia hialona ny olona amin’ny fahasoavana izay nomen’I Allah azy ireo ? Efa nomenay an’ny fianakavian’i Abrahama ny Boky sy ny fahendrena, ary efa nomenay azy ireo koa ny fanjakana lehibe. info
التفاسير: