Traduzione dei Significati del Sacro Corano - Traduzione malgascia - Pioneer Translation Center (Ruwwad at-Tarjama)

external-link copy
10 : 4

إِنَّ ٱلَّذِينَ يَأۡكُلُونَ أَمۡوَٰلَ ٱلۡيَتَٰمَىٰ ظُلۡمًا إِنَّمَا يَأۡكُلُونَ فِي بُطُونِهِمۡ نَارٗاۖ وَسَيَصۡلَوۡنَ سَعِيرٗا

Tena marina, fa ireo izay mihinana ny fananan’ireo kamboty amin’ny tsy rariny, dia tena mihinana afo ao an-kibony. Hirehitra ao amin’ny Afobe izy ireo. info
التفاسير: