Traduzione dei Significati del Sacro Corano - Traduzione malgascia - Pioneer Translation Center (Ruwwad at-Tarjama)

external-link copy
108 : 3

تِلۡكَ ءَايَٰتُ ٱللَّهِ نَتۡلُوهَا عَلَيۡكَ بِٱلۡحَقِّۗ وَمَا ٱللَّهُ يُرِيدُ ظُلۡمٗا لِّلۡعَٰلَمِينَ

Ireny no Fanambaran’i Allah, vakinay Aminao am-pahamarinana, ary tsy mitady hanao ny tsy rariny eo amin’izao tontolo izao mihitsy i Allah. info
التفاسير: