Traduzione dei Significati del Sacro Corano - Traduzione malgascia - Pioneer Translation Center (Ruwwad at-Tarjama)

external-link copy
46 : 2

ٱلَّذِينَ يَظُنُّونَ أَنَّهُم مُّلَٰقُواْ رَبِّهِمۡ وَأَنَّهُمۡ إِلَيۡهِ رَٰجِعُونَ

Ireo izay mino fa mbola hifanena tokoa amin'ny Tompon'izy ireo i ( Tompo Allah ), ary tena mbola hiverina any Aminy marina tokoa. info
التفاسير: