Traduzione dei Significati del Sacro Corano - Traduzione malgascia - Pioneer Translation Center (Ruwwad at-Tarjama)

external-link copy
18 : 18

وَتَحۡسَبُهُمۡ أَيۡقَاظٗا وَهُمۡ رُقُودٞۚ وَنُقَلِّبُهُمۡ ذَاتَ ٱلۡيَمِينِ وَذَاتَ ٱلشِّمَالِۖ وَكَلۡبُهُم بَٰسِطٞ ذِرَاعَيۡهِ بِٱلۡوَصِيدِۚ لَوِ ٱطَّلَعۡتَ عَلَيۡهِمۡ لَوَلَّيۡتَ مِنۡهُمۡ فِرَارٗا وَلَمُلِئۡتَ مِنۡهُمۡ رُعۡبٗا

Ary heverinao toa mifoha izy ireo nefa matory. Ary navadibadikay amin’ny ilany havanana sy amin’ny ilany havia izy ireo, ary ny alikan’izy ireo kosa dia manampatra ny tongony roa aloha eo am-pidirana. Raha mahatazana azy ireo ianao dia tena hitsoaka ka handositra azy ireo ary tena ho feno tahotra eo anatrehan’izy ireo ianao. info
التفاسير: