કુરઆન મજીદના શબ્દોનું ભાષાંતર - માલાગાશી ભાષામાં અનુવાદ - રવ્વાદ ભાષાંતર કેન્દ્ર

external-link copy
88 : 2

وَقَالُواْ قُلُوبُنَا غُلۡفُۢۚ بَل لَّعَنَهُمُ ٱللَّهُ بِكُفۡرِهِمۡ فَقَلِيلٗا مَّا يُؤۡمِنُونَ

Ary hoy izy ireo hoe : " Ny fonay dia efa voasarona ". Tsy izany fa efa nozonin'i Allah izy ireo noho ny tsy finoany; ka kely tokoa no inoan'izy ireo. info
التفاسير: