કુરઆન મજીદના શબ્દોનું ભાષાંતર - માલાગાશી ભાષામાં અનુવાદ - રવ્વાદ ભાષાંતર કેન્દ્ર

external-link copy
68 : 2

قَالُواْ ٱدۡعُ لَنَا رَبَّكَ يُبَيِّن لَّنَا مَا هِيَۚ قَالَ إِنَّهُۥ يَقُولُ إِنَّهَا بَقَرَةٞ لَّا فَارِضٞ وَلَا بِكۡرٌ عَوَانُۢ بَيۡنَ ذَٰلِكَۖ فَٱفۡعَلُواْ مَا تُؤۡمَرُونَ

Dia niteny izy ireo hoe : " Angataho ny Tomponao mba hanazava aminay hoe tahaka ny ahoana ilay izy (ombivavy) ? dia hoy izy hoe :" Tena marina izao no nolazainy: izy io dia mila ombivavy tsy antitra no tsy kely loatra fa eo anivon'izany ". ka ataovinareo izay nanirahana anareo. info
التفاسير: