Traduction des sens du Noble Coran - La traduction malgache - Centre de traduction Rawwâd.

external-link copy
46 : 9

۞ وَلَوۡ أَرَادُواْ ٱلۡخُرُوجَ لَأَعَدُّواْ لَهُۥ عُدَّةٗ وَلَٰكِن كَرِهَ ٱللَّهُ ٱنۢبِعَاثَهُمۡ فَثَبَّطَهُمۡ وَقِيلَ ٱقۡعُدُواْ مَعَ ٱلۡقَٰعِدِينَ

Ary raha tian’izy ireo marina ny mivoaka miady dia efa niomana tokoa izy ireo, nefa tsy nankasitrahan’i Allah ny fandehanan’izy ireo, ka nataony kamo izy ireo, ary nisy niteny tamin’izy ireo nanao hoe : " Mijanonà àry Ianareo miaraka amin’ireo mpijanona." info
التفاسير: