Traduction des sens du Noble Coran - La traduction malgache - Centre de traduction Rawwâd.

external-link copy
3 : 32

أَمۡ يَقُولُونَ ٱفۡتَرَىٰهُۚ بَلۡ هُوَ ٱلۡحَقُّ مِن رَّبِّكَ لِتُنذِرَ قَوۡمٗا مَّآ أَتَىٰهُم مِّن نَّذِيرٖ مِّن قَبۡلِكَ لَعَلَّهُمۡ يَهۡتَدُونَ

Hilaza ve izy ireo fa noforonin'i (Mohammad) izany ? Nefa tsy izany akory, fa izy ity kosa dia Fahamarinana avy amin’ny Tomponao mba ho fampitandremana ny vahoaka izay tsy mbola nisy mpampitandrina teo alohanao tonga teo amin’izy ireo, angamba ho voatari-dàlana izy ireo. info
التفاسير: