Traduction des sens du Noble Coran - La traduction malgache - Centre de traduction Rawwâd.

Ar-roum

external-link copy
1 : 30

الٓمٓ

Alif, Làm, Mìm info
التفاسير:

external-link copy
2 : 30

غُلِبَتِ ٱلرُّومُ

Resy ireo Rômanina. info
التفاسير:

external-link copy
3 : 30

فِيٓ أَدۡنَى ٱلۡأَرۡضِ وَهُم مِّنۢ بَعۡدِ غَلَبِهِمۡ سَيَغۡلِبُونَ

Tao amin’ireo tany nifanakaiky aminy, ary aorian’ny fahareseny, dia handresy izy ireo, info
التفاسير:

external-link copy
4 : 30

فِي بِضۡعِ سِنِينَۗ لِلَّهِ ٱلۡأَمۡرُ مِن قَبۡلُ وَمِنۢ بَعۡدُۚ وَيَوۡمَئِذٖ يَفۡرَحُ ٱلۡمُؤۡمِنُونَ

Ao anatin’ny taona vitsivitsy. An’i Allah ny didy, hatramin’ny voalohany sy hatramin’ny farany, ary amin’izany andro izany dia hifaly ireo mpino info
التفاسير:

external-link copy
5 : 30

بِنَصۡرِ ٱللَّهِۚ يَنصُرُ مَن يَشَآءُۖ وَهُوَ ٱلۡعَزِيزُ ٱلرَّحِيمُ

Nohon'ny fanavotan’i Allah. Manavotra izay sitrany Izy, ary Izy Ilay Tsitoha, Ilay be Indrafo. info
التفاسير: