Traduction des sens du Noble Coran - La traduction malgache - Centre de traduction Rawwâd.

external-link copy
38 : 25

وَعَادٗا وَثَمُودَاْ وَأَصۡحَٰبَ ٱلرَّسِّ وَقُرُونَۢا بَيۡنَ ذَٰلِكَ كَثِيرٗا

Ary ny vahoaka ‘Aady sy Thamody, ary ireo olon’i Rass, sy ireo taranaka nifandimby teo anelanelan’izany ! info
التفاسير: