Traduction des sens du Noble Coran - La traduction malgache - Centre de traduction Rawwâd.

external-link copy
261 : 2

مَّثَلُ ٱلَّذِينَ يُنفِقُونَ أَمۡوَٰلَهُمۡ فِي سَبِيلِ ٱللَّهِ كَمَثَلِ حَبَّةٍ أَنۢبَتَتۡ سَبۡعَ سَنَابِلَ فِي كُلِّ سُنۢبُلَةٖ مِّاْئَةُ حَبَّةٖۗ وَٱللَّهُ يُضَٰعِفُ لِمَن يَشَآءُۚ وَٱللَّهُ وَٰسِعٌ عَلِيمٌ

Ireo izay mandany ny harenany amin’ny làlan’i Allah, dia mitovy amin’ny voa iray namoaka sampana fito, ka isaka ny sampana iray dia manome voa zato. Ary i Allah dia mampitombo avo eny ho an’izay sitrany, ary i Allah dia Malàla-tànana sy Mahalala ny zava-drehetra. info
التفاسير: