Traduction des sens du Noble Coran - La traduction malgache - Centre de traduction Rawwâd.

external-link copy
220 : 2

فِي ٱلدُّنۡيَا وَٱلۡأٓخِرَةِۗ وَيَسۡـَٔلُونَكَ عَنِ ٱلۡيَتَٰمَىٰۖ قُلۡ إِصۡلَاحٞ لَّهُمۡ خَيۡرٞۖ وَإِن تُخَالِطُوهُمۡ فَإِخۡوَٰنُكُمۡۚ وَٱللَّهُ يَعۡلَمُ ٱلۡمُفۡسِدَ مِنَ ٱلۡمُصۡلِحِۚ وَلَوۡ شَآءَ ٱللَّهُ لَأَعۡنَتَكُمۡۚ إِنَّ ٱللَّهَ عَزِيزٌ حَكِيمٞ

Ny eto an-tany sy ny any ankoatra. ary hanontany anao izy ireo momba an’ireo kamboty. Teneno hoe : “ Ny fanaovana tsara azy ireo no mendrika. ary raha mifangaro amin'izy ireo ianareo, izy ireo dia rahalahinareo. ary Allah dia mahalala ny mpanimba amin’ny mpanamboatra. ary raha sitrak’i Allah dia nosahiraniny mafy ianareo. tena marina fa Allah dia mahery sy hendry. info
التفاسير: