Traduction des sens du Noble Coran - La traduction malgache - Centre de traduction Rawwâd.

external-link copy
133 : 2

أَمۡ كُنتُمۡ شُهَدَآءَ إِذۡ حَضَرَ يَعۡقُوبَ ٱلۡمَوۡتُ إِذۡ قَالَ لِبَنِيهِ مَا تَعۡبُدُونَ مِنۢ بَعۡدِيۖ قَالُواْ نَعۡبُدُ إِلَٰهَكَ وَإِلَٰهَ ءَابَآئِكَ إِبۡرَٰهِـۧمَ وَإِسۡمَٰعِيلَ وَإِسۡحَٰقَ إِلَٰهٗا وَٰحِدٗا وَنَحۡنُ لَهُۥ مُسۡلِمُونَ

Moa nanatri-maso va ianareo raha nindaosin’ny fahafatesana i Yaqoub, ka nilazany tamin’ireo zanany hoe : “Iza no ho tompoinareo aoriako?”. Dia namaly izy ireo : “Hanompo ny tomponao sy tompon’ireo Razanao, Ibrahim, Ismail, ary Ishaq izahay, Ilay tompo tokana, ary izahay dia efa mpanolotena ho Azy”. info
التفاسير: