Traduction des sens du Noble Coran - La traduction malgache - Centre de traduction Rawwâd.

external-link copy
87 : 11

قَالُواْ يَٰشُعَيۡبُ أَصَلَوٰتُكَ تَأۡمُرُكَ أَن نَّتۡرُكَ مَا يَعۡبُدُ ءَابَآؤُنَآ أَوۡ أَن نَّفۡعَلَ فِيٓ أَمۡوَٰلِنَا مَا نَشَٰٓؤُاْۖ إِنَّكَ لَأَنتَ ٱلۡحَلِيمُ ٱلرَّشِيدُ

Nilaza izy ireo ka nanao hoe : “ Oh ry Shoaibo ! moa ve ny Soalat (ny fivavahanao) no mandidy Anao mba hamelanay izay efa notompoin’ireo razambenay, na mibaiko Anay amin’izay tianay atao amin’ireo fanananay ? hamafisina, fa Ianao tokoa ilay malemy fanahy sy ilay mahitsy indrinra”. info
التفاسير: